plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/04/04.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 4 Tadidio ny fampianaran'i Mosesy mpanompoko izay nomeko anazy tany Horeba ho an'Israely aby, ireo didy sy fitsipika. \v 5 Indro, haniraka an'i Elia mpaminany Aho mialohan'ny fiavian'ilay andro lihibe sy mampiatahots'i Yaveh.\v 6 Hamerina ny fon'ny aba ho amin'ny zanaka I, ary ny fon'ny zanaka ho amindreo abany, mba tsa hiaviko ka hamelezako ny tany amin'ny fahavaratsa tanteraka."