plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/03/01.txt

1 line
616 B
Plaintext

\v 1 "Indro, efa mby handefa ny irako Aho, ary i de hanomana ny lalana eo alohako. Ka de ho avy tampoka ao amin'ny tempoliny ny Tompo izay tadiavinareo. Ilay iraky ny fanekena izay hankasitrahanareo, indro, ho avy i," hoy Yaveh Tompon'ny maro.\v 2 Fa ia moa ro hahavita hiaritsa ny andro hahatongavany? Ia ro hahavita hijoro sy hiseho I?Fa i de ho tahaka ny afon'ny mpandrendrika sy savony fanasan-damba.\v 3 Hitoatsa toy ny mpandrendrika ny mpanadio volafosty I, ary hanadio ireo zanaka lahin'i Levy. Handrendrika andreo tahaka ny volamena sy volafotsy I, ary hitondra fanatitsy ny fahamarinana ho an'i Yaveh reo.