plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/01/08.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 8 Sy manolotsa biby jamba hatao sorona agnareo, moa tsa ratsy ve zany? Sy magnolotsa kilemaina sy marary agnareo, moa tsa ratsy ve zany?" Asehoy any amin'ny governoranareo zany! Handray agnareo ve i na hampitraka ny tavanareo?" hoy Yaveh Tompon'ny maro.\v 9 Zao agnareo de mbola manontany ny endrik' Andriamagnitsa, mba hamindrany fo amintsika. Fa Yaveh Tompon'ny maro nitarogna fa amin'ny fanatitsa toy izany eny an-tagnanareo ,moa hampitraka ny tarehinareo ve I?