plt-x-sbetsileo_mal_text_reg/01/06.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 6 Tahaka ny zanaka lahy manome voninahitsa ny rainy, sy ny mpanompo manome voninahitsa ny tompony. Lehe Ray aho, aia ny voninahitso? Lehe Tompo Aho, aia ny fanehoana Fagnajana Agnahy?" hoy Yaveh Tompon'ny maro tamin'ireo mpisorona, ze nanao tsinotsinona ny agnarako. "Saingy hoy agnareo hoe: 'Akory ro nanaovanay tsinontsinona ny agnaranao?'\v 7 Tamin'ny fanolorana mofo voaloto eo amin'ny alitarako. Saingy hoy agnareo hoe: 'Akory ro nandotoanay agnao?' Tamin'ny filazana fa tsa misy dikany ny latabats'i Yaveh.