\v 8 Misy ona handromba an'Andriamagnitsa ve? Saingy mandroba Anahy Agnareo. Fa hoy agnareo hoe:'Tamin'ny fomba manao akory ro nandrobanay Agnao? Tamin'ireo ampahafolon-karena sy ireo fanatitsa.\v 9 Agnareo de voaozona, satria nandroba Anahy, ry firenena manontolo.