\v 1Endrey gny hasoany gny tomboko ami-gny kapanao ao, ry gnanak'ampelan'andriandahy! Manahaky gny ravaky gn'amboam-penao, asa tagnany gny mpanao asa-tagna mahay.