bzc_mrk_text_reg/12/13.txt

1 line
594 B
Plaintext

\v 13 De nagnasa ny Fariseo sy Herodiana sasagny ho agny Aminy mba amitaka Anazy amin'ny zakan-jariô. \v 14 Ra tonga zariô, de hoy zarô taminy hoe: "Mpampianatra ô, fantane fa tsy mivakiloa ny evitr'olona anô, ary tsy mampiseo ny fengarana aman'olona. Mampianatra marina ny lalànan'Andriamanitra anô. Ara-dalalàna ve sa tsy ara-dalàna no mandoa vola hetra amin'i Kaisara? Tokony andoa vola atao etra ve ze sa tsy mandoa?" \v 15 Fa fantan'i Jesosy ny fetsaram-belatsin-jariô ka nizaka an-jariô hoe: "Nagnino andriô no mizaha fagny ana? Itondre denaria reka Zao mba zahanako anazy."