1 line
284 B
Plaintext
1 line
284 B
Plaintext
\v 7 Ary nangeka tamin'ny fiȏ mafy izy hoe: ʺIno ma no ifadraisako aminȏ, ry Jesosy zanak'Andriamanitra Avo indridra? Mangataka aminȏ amin'ny anaran'Andriamanitra irery iany aho, aza mampijaly ana". \v 8 Fa Izy niteny tamanajy hoe: ʺMivoaa aman'io lilay io, ry fagnahy malotoʺ. |