1 line
321 B
Plaintext
1 line
321 B
Plaintext
\v 16 Rehefa nandia tagny amoron-dranomasin'i Galilia Izy, de nahita an'i Simona sy andrea tambokireka amin'i Simona nagnarato, satria mpagnarato ny asan-jarô. \v 17 Hoy Jesosy taman-jarô hoe: "Avy magnaraka anaa fa atôko mpagnarato olona andriô." \v 18 Tiô tiô my de nagnombela ny aratony zarô ka nagnaraka Anajy. |