bzc_mrk_text_reg/06/21.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 21 Avy tiô de nisy iraka tamin'ny fiveregnany taona naterakan'i Heroba ka nagnano fanasana ho anjarô lebeny, sy ireo mpifehiny, ary zariô mpitarikan'ny Galilia izy. \v 22 De niditra tagnefitragno fanasana ny zanaka vavin'i Herodiasy ary nandihy ho anjarô, ary nahafinaritra an'i Heroda sy zariô vahiny nantsovana tamany finanan-kanina izy. Hoy ny mpanjaka tamin'ny zaza viave hoe: "Laoe amanaa zegny ra rehetra tianô fa omeko anô zane".