bzc_mrk_text_reg/05/11.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 11 Ary nisy lambo marobe nitronge taminy tagnambona, \v 12 ary nangataka Taminy izy ireo hoe: ʺAlefaso amin'ireo lambo ze; avile ze hiditra akô". \v 13 Ka de navelany izy ireo; ary nivoaka ireo fagnahy maloto ka de niditra tamin'ireo lambo, de tonga de nibiridika tegny amin'ny elaka ho agny an-dranomasina ireo, ary lambo teo amin'ny roa arivo teo no maty tao an- dranomasina.