bzc_mrk_text_reg/10/32.txt

1 line
631 B
Plaintext

\v 32 Takegny anketogna zareo, hiakatra ho akagny Jerosalema, ary Jesosy ninga talohanjareo. Magnana ireo mpianatra, ary zareo nagnaraka Ananjy tafara de nataotra. Nantsovan'i Jesosy ho akeo Aminanjy ndreka zareo roy ambin'ny folo lahy ary de nagnandogna nizaka izegny raha hidogna Aminanjy tsy ho ela Izy. \v 33 "Antegno, miakatra ho akangny Jerosalema ansena izô, ary ny Zanak'olona de hamiana ny mpisorognabe sy ny mpitondra fanjakana. Ho disovinjareo ho faty Izy ary amiana ny Jentilisa. \v 34 Ireo de hagnaraby Ananjy, handrora Ananjy, handraboka Ananjy, sy hamono Ananjy. Fa afaka telo andro de hitsangana amin'ny maty Izy."