bzc_mrk_text_reg/06/45.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 45 Tiô de tiô my de naseny nideba lakana bitika zarô mpianatra mba hinga alohany ho any agnilany, ôkagny Betsaida, raha nampody ny vahoaka Izy. \v 46 Rehefa dila zarô, de niakatra antampo-tavirana Izy mba hivavaka. \v 47 Tonga ny alina, ary efa antegnantegna rano ny lakana, fa Izy reka tavela tan-tamboo.