bzc_mrk_text_reg/06/07.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 7 Avy takiô de nagnantso anjarô roa ambifolo lahy Izy ary nanomboka nagasan-jarô siroe roe, ary nomeny fahefana teo amin'ny fagny ratsy zarô, \v 8 Ary nandrara anjarô tsy tondra na ino na ino amin'ny diany, na mofo, na kitapo, na vola amin'ny fehikibon-jarô, afa-tsy tehina my, \v 9 fa magnatova kapa, fa aza magnatô akanjo roé.