bzc_mrk_text_reg/06/04.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 4 De hoy Jesosy taman-jarô hoe: ''Tsy misy mpaminagny azaina eo amin'ny tanindrazagny sy ny eo amin'ny havany ary eo aman'ny ankohonany. \v 5 Tsy afaka nagnano asa magaga Izy, ra tsy ny fametran-tagnana tamin'ny marary visivisy ary magnasitrana anjarô. \v 6 Magnana nony tsy finoan-jarô Izy. Avy takiô de nandia nagnodidigna ireo tanàna Izy hampianatra.