1 line
356 B
Plaintext
1 line
356 B
Plaintext
\c 1 \v 1 Ity no fanomboan'ny filazantsaran'i Jesosy Kristy, ilay zanak'Andriamanitra. \v 2 Araka zegny vôsoratra akô amin'Isaia mpaminagny hoe: "Indro zô zao magniraka ny Irako inga aloanô, ilay tokana agnamboatra ny lalanô. \v 3 Misy fiô regny magnaso mafy any antany fogna hoe: "Ataovy vognona ny lalan'ny tompo; ataovy mahitsy ny lalana arainy''. |