bzc_mrk_text_reg/12/26.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 26 Fa momban'ny fisangananan'ny vatagna amin'ny maty, tsy novakin-driô va takô amin'ny bokin'i Mosesy, akô amin'ny andalana momban'ny voaroy, nikoranin'Andriamanitra tamin'izany ka nizakany hoe: " Zao no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba? \v 27 Izy de tsy Andriamanitry ny maty, fa an'ny velona. Seky diso evitra an-driô."