bzc_mrk_text_reg/01/21.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 21 Avy takiô de tonga tao Kapernaomy zarô, ary tamin'ny andro Alahady, de niditra takô amin'ny Synagoga Jesosy ary nampianatra. \v 22 Magnana tamin'ny fampenarany zarô, satria nampianatra anjarô kara olona managna fahefana Izy fa tsy karan-jarô mpanora-dalàna.