bzc_mrk_text_reg/12/41.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 41 Avy tiô Jesosy de nitoetra tandrifin'ny vata fagnatovana rakitra tiô amin'ny faritry ny tempoly; nizaa ireo olona jiaby izay nandrosaka ny vola takô amin'ny vatan-drakitra. Mpanankarena maro no nandasaka vola bedeba. \v 42 De nisy viavy mahantra mpitondrategna reka tonga nandasaka farantsakely roa izay kely variroaventy oharina amin'ny iraimbilanja.