bzc_mrk_text_reg/12/32.txt

1 line
571 B
Plaintext

\v 32 Hoy ny mpitondra fanjakana hoe: "Tsara zany, ry mpampianatra! Nizakenô marian fa Andriamanitra de Reka, ary tsy misy hafa ra-tsy Izy. \v 33 Ary mankatià anazy amin'ny fo jiaby sy amin'ny segna jiaby sy ny hery jiaby, ary ny mankatià ny namana karan'ny tegnan-tegna, de tsara lavitra mihoatra ny fanatitra oroana sy ny sorogna mantolo." \v 34 Rahefa hitan'i Jesosy fa nagnome valindra zakena matotra izy, de nizaka tamanazy Izy hoe: "Akaiky ny fanjakan'Andriamanitra anô." Ary tafaran'izegny, de tsy nisy olona natsahy nametraka fanontaniana tamin'i Jesosy koza.