bzc_mrk_text_reg/12/20.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 20 Nisy olona fito tambokoreka; nanambady ny volognany de maty, tsy nagnombela taranaka. \v 21 Avy tiô de nangalakan'azy ny faharoe de maty, tsy nagnombela taranaka koa, de karan'izegny koa ny faha telo. \v 22 Tsisy nagnombela taranaka zariô fito. Tamin'ny farany de maty koa ny viavy. \v 23 Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, ra isangana ndreka zariô, de zovy no vadiny amin-jariô fito tambokireka? Satria samby nanambady anazy aby daolo zariô fito tambokireka."