bzc_mrk_text_reg/07/36.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 36 Ary Jesosy nandrara ananjareo tsy hizaka na amin-jovy na zovy. Kanefa na de niraràna aza zareo, de vômeka nagnaparitaka izany bebe kokoà. \v 37 De gaga tokoatra ny olona, ka nizaka hoe: "Naniny sara aby ny raha jiaby. Ny marignina aza natôny naregny ary ny moà mizaka."