bzc_mrk_text_reg/07/08.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 8 Navelandreo ny didin'Andriamanitra ka tanandreo mafy ny fomban'ny olona.'' \v 9 Ary hoy ihany koa Izy taminjareo hoe: '' Kara inop ny fagnarianareo ny didin'Anriamanitra mba hitandremandreo ny fomban-drazagnanareo! \v 10 Fa hoy i Mosesy: 'Magnazà ny babanô sy ny rininô, ary koa , zegny mizaka rasy ny mamany abany sy ny reniny dia ho faty tegnandraha.'