1 line
515 B
Plaintext
1 line
515 B
Plaintext
\c 11 \v 1 Ary raha nionga tagny Jerosalema zareo, de nagnakeky an'i Betifaga sy Betania, agny antampon-tavirana Oliva, ary Jesosy nagniraka roy taminjareo mpianatrany \v 2 ary nizaka taminjareo hoe: "Ndena minga amin'iry tanàna bitika alohansena iry. Raha vô tafiditra akô adreo aita zana-boriky reka mbô tsy nidiban'olona. Vahao izy de andeso aty aminay. \v 3 Raha misy olona ,izaka amindrio hoe: 'Nawana andreo no magnano an'izô?' De zakeo hoe: 'Misy ilàn'ny Tompo ananjy fa aerigna malady aty izy avekio." |