bzc_mrk_text_reg/09/17.txt

1 line
554 B
Plaintext

\v 17 \v 18 \v 19 Ary nisy reka tamin' ireo vaoaka namaly Ananjy hoe: "Mpampianatra o, nindesiko ho aketo Amino ny zanako lilahy. Misy faganhy ratsy tay mampizaka anajy izy. Manambotra ananjy ka mandavolavo ananjy ary mampandoa vory ananjy, mikitro-nify izy, ary manjary mifanintogna. Nangao taminjareo mpianatrao ny tegnako mba hamopaka izany hiala aminanjy, kanefa tsy vitanjareo izany." Ary namaly ananjy zareo hoe: "Ry taranaka tsy mino, manrda-pahpviana ni hibodiako aketo amindreo? Mandra-0pahoaviana no hadiferako amindreo? Andeso aty Aminay izy."