bzc_mrk_text_reg/04/26.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 26 Ary hoy iany koa Izy hoe: "Ny fanjakan'Andriamanitra de tahaka ny olona reka mamafy ny voany amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny andro alina ary mifoa amin'ny mandregna, ary ny voa de mipaka de maniry, fa tsy fantany hoe aôna. \v 28 Ny tany de mamoa amin'ny tegnany iany: vôlognany ny tagnantagnany, avy akiô de ny taony, avy akiô de ny voa matoe eo amin'ny taony. \v 29 Ary rehefa matoe ny voa de tonga de andefasana mpambely, fa efa tonga ny fotom-pambilezana."