bzc_mrk_text_reg/04/08.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 8 Ny voa afa ndreka niraraka tami'ny tany tsara (tany malemy) ka namokatra voa tiô am-pagnoasany, ary nisasgny nitombo avo telopolo eny, ny sasagny enimpolo, ary ny sasgny zato. \v 9 Avy tiô de hoy Izy hoe: '"izay manantadigny tonoana ra, de aoka izy iteno!"