|
\v 7 Ary nangeka tamin'ny fiȏ mafy izy hoe: ʺIno ma no ifadraisako aminȏ, ry Jesosy zanak'Andriamanitra Avo indridra? Mangataka aminȏ amin'ny anaran'Andriamanitra irery iany aho, aza mampijaly ana". \v 8 Fa Izy niteny tamanajy hoe: ʺMivoaa amanio lilay io,ry fagnahy malotoʺ. |