1 line
305 B
Plaintext
1 line
305 B
Plaintext
\v 13 \v 14 Aviô de nivoaka tiô amoron-dranomasina ndreka Izy ary nagnatogna anazy daolo ny vaôka, de nampianariny zarô, ary reefa nandalo Izy de naita an'i Levy zanak'i Alfeo nitoetra tiô amin'ny toerana fandoavan-karatra ka hoy Izy tamin'ny hoe: "Magnaraa ana". De nisangana izy ka nagnaraka anazy. |