bzc_mrk_text_reg/14/63.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 63 Ary ny mpisorognabe nandriatra ny lambany sady nagnano hoe: "Mbola mila vavolombelona ndreka va ansena? \v 64 Efa regnindreo ny zaka ratsy. Ino no fanapahan-kevitrandreo?" Izy jiaby de samy nagnameloka Ananjy kara olona tokony ho faty. \v 65 Ny sasagny nanomboka nadrora Ananjy ary nanarogna ny tarehiny ka namango Ananjy ary nagnano taminanjy hoe: "Maminagnià!" Ary zareo manamboninahitra nalaka Ananjy ka nandraboka Ananjy.