bzc_mrk_text_reg/14/20.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 20 Jesosy namaly ka nizaka taminjareo hoe: "Ny reka amindreo roy ambin'ny folo lahy izany, ilay reka izegny miaraka magnasoboka ny mofo Aminay agnaty lasety izô." \v 21 Fa ny zanak'olona de inga amin'ny lalana izegny efa vozakan'ny soratra masina momba Ananjy. Fa loza koza ho an'izany lilahy izegny mamadika ny zanak'olona izany. Tsara ho ananjy koa aza raha tsy tanteraka izy."