bzc_mrk_text_reg/05/18.txt

1 line
457 B
Plaintext

\v 18 Rehefa hiakatra tao amin'ny lakana bitika izy, dia niangavy Taminy ilay lilay nipetrahan'ny demonia mba omba anaze. \v 19 Saingy tsy namela azy anefa Jesosy, fa nagnano Taminy hoe: "Nda mody any amin'ny tragnonô sy ny fianakavianô ary tantariô aman-jariô izay natôn'ny Tompo taminô, sy ny namindrany fo taminô!" \v 20 De ninga nody izy ary nanomboka nagnambara ny zava-dehibe izay natôn'i Jesosy tamanazy tany Dekapolisy, ary gaga ny rehetra.