bzc_mrk_text_reg/05/14.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 14 Ninga nilefa ireo namahagna ny lambo ary nitatitra ny zava-niseo tao an-tanàna sy tagny ambanivolo, ary olona maro no nivoaka hizaha ny raha niseo. \v 15 Avy tiȏ zariô de ninga amin'i Jesosy ary hitanjareo ilay lilay nitoeran'ny demonia, ilay iray izay nitoeran'ny Legiona, nipetraka tiô, nagnatô lamba ary nilamintsaina; ka de natahotra izy ireo.