bzc_mrk_text_reg/16/14.txt

1 line
551 B
Plaintext

\v 14 [Fagnamariana: Ny fandikana taloa no tena tsara de magnala ny Marka 16: 9-20] Tafara bitika de niseo tamin'ny reka ambifolo lahy Jesosy raha mbola tiô ampinanan-kanina zariô ary nizaka mafy an-jarô Izy non'ny tsy fanekeny sy ny ditran'ny fon-jariô, satria tsy manaiky zarô zegny naita Anazy tafaran'ny nitsanganan'ny taman'ny maty. \v 15 Ary hoy Izy taman-jarô hoe: "Mandiana agny ami'izô tontolo zô, ary torio amin'olona mantolo ny filazantsara. \v 16 Zegny magneky sy atô batisa no vonjena, ary zagny tsy magneky koza de ho heloina.