\v 8 Nivoaka zarô ka niazakazaka niala ny fasagna; natahotra sy nitam-bava zariô. Tsy nizaka na ino na ino tamin'olona zarô satria tegna natahotra be.