bzc_mrk_text_reg/15/45.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 45 Ndreka azony antoka tamin'ilay kapiteny fa maty marina i Jesosy, de nameny an'i Josefa ny vatagna mangatsiakany. \v 46 Ary Josefa nivanga hariry madinika. Nampandrorogna an'i Jesosy takeo amin'ny hazofijaliana izy, de nofognosiny hariry madinika Izy, ary nametraka Ananjy takô amin'ny fasagna izegny voaady tamina vatolampy. Avy takeo de namaringarigna vato takeo amin'ny varangaram-pasagna izy. \v 47 De hitan'i Maria Magdalena sy Maria renin'i Josesy ny toerana nandivegna Ananjy.