bzc_mrk_text_reg/15/42.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 42 Ka ndreka tonga ny hariva, satria andro Fiomagnana, izany hoe, io andro alohan'ny Sabata, \v 43 de tonga teo i Josefa avy agny Arimatia. Mpikambana manan-kaja akô amin'ny Synedriona izy, izegny nandigny ny Fanjakan'Andriamanitra. Nanagna fahasahiana ninga tagny amin'i Pilato mba hangao ny fatin'i Jesosy izy. \v 44 Magnana i Pilato hoe maty saady i Jesosy; de nantsovany ilay kapiteny ary nagnadina ananjy izy raha maty marina i Jesosy.