bzc_mrk_text_reg/15/36.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 36 Nisy olona reka nihazakazaka, nameno vinengitra ny epônzy, ary nametaka izany tamin'ny volotara, de nagnomia izany mba ho sotroiny. Ilay lilahy nizaka hoe: " \v 37 Avile ho hitanè raha ho avy hampandrorogna Ananjy akeo i Elia." Avy teo i Jesosy niheka tamin'ny feo mafy de mafy. \v 38 Riatra nizara roy hatra ambony ka hatragnhy ambany ny lamban'ny fengonana.