bzc_mrk_text_reg/15/31.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa de nagnaraby Ananjy karan'izany, niaraka taminjareo mpitondra fanajakana, ary nizaka hoe: "Namonjy ny hafa Izy, nefa tsy mahavonjy ny tegnany. \v 32 Oka ilay Kristy, ilay mpanjakan'Israely, handrorogna avy akegny amin'ny hazofijaliana, mba ho hitanè ary hinoanè," ary ireo nifantsihana niaraka taminanjy koà de nagnaraby Ananjy.