bzc_mrk_text_reg/15/29.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 29 Ireo izegny nandalo takeo de nagnano tsisy dikany Ananjy, nihifikifi-doha ary nagnano hoe: "Ha! Anô ilay afaka mandrava fengonana ary manangana izany agantin'ny telo andro, \v 30 lombeo ny tegnanô ary mandrorogna avy agnambon'io hazofijaliana io!"