bzc_mrk_text_reg/15/25.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 25 Tamin'ny lera fahatelo Izy no nifantsianjareo. \v 26 Ary takeo amin'ny takelaka kakazo reka no nosoratanjareo ny fempangana nanohitra Ananjy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Olon-dratsy roy no niaraka nifantsihanjareo niaraka taminanjy, ny reka takeo ankavanany ary ny reka koza takeo ankaviany. \v 28 [Fagnamarinana: Ireo fandikana taloha tegna tsara de tsy magnatô ny Marka 15: 28 hoe: "De tanteraka ny Soratra Masina magnano hoe: 'Natô ho isan'ny mpanota Izy.' (Ampitaheo amin'ny Lioka 22: 35)]