bzc_mrk_text_reg/15/22.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 22 Nindesinjareo miaramila takagny amin'ny toerana atô hoe Golgota Jesosy (Izegny midika hoe "Fitoeran'ny karan-doha"). \v 23 Namianjareo divay niaro miora Izy, fa tsy nisotro izany Izy. \v 24 De nifantsianjareo Izy ary nifampizaranjareo tamin'ny alalan' ny loka ny akanjony mba hahafantarana izegny anjara azon'ny miaramila tsirekireka.