bzc_mrk_text_reg/15/19.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 19 Niraboinjareo tamina volotara ny lohany sady nadrora taminanjy zareo. De nentongalitra teo agnatreany izy ary nagnano sary nidera Ananjy. \v 20 Ndreka avy nagnaraby Ananjy zareo, de nalanjareo ny lamba volomparasiny ary nampagnanovinjareo Ananjy ny akanjony manokana ary nandônjareo nivoaka mba hamantsihana Ananjy. \v 21 Noterenjareo ny mpandalo reka avy tagny an-kapa mba hitondra ny hazofijalian'i Jesosy lilahy reka atao hoe Simona Kyreniana iaban'i Aleksandra sy Rofosy.