bzc_mrk_text_reg/15/16.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 16 Nindesinjareo miaramila takeo an-kianja izy (izegny takeo antegnantegnan'ny fanjakana), ary nantsovanjareo aby ny antoko miaramila manontolo. \v 17 Nampagnatovanjareo lamba volomparasy i Jesosy, ary nandrary fehiloha misy fasy zareo ka nagnatô izany taminanjy. \v 18 De nagnandogna nagnansafa Ananjy zareo ary nizaka hoe: "Arahaba, ry lehinben'ny Jiosy!"