bzc_mrk_text_reg/15/09.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 9 Pilato namaly anjareo ka nagnano hoe: "Tiandreo va raha ny mpanjakan'i Jisoy no alefako ho andreo?" \v 10 Satria fantany fa fialognana no nagnomiazan'ny lohan'ny mpisorogna an'i Jesosy taminanjy. \v 11 Fa nagnentagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorogna mba hieka mafy fa tokony i Barabasy no alefa.