bzc_mrk_text_reg/15/01.txt

1 line
415 B
Plaintext

\c 15 \v 1 Vô mandrena be, de nivory ny mpisorognabe niaraka taminjareo loholona sy ireo mpitodra fanjakana ary ny Synedriona Jiosy jiaby manontolo. Nifatoranjareo i Jesosy ary nindesinjareo nivoaka. Namenjareo takeo amin'i Pilato Izy. \v 2 Nangnadina Ananjy i Pilato hoe: "Anô ma no mpanjakan'i Jiosy a?" Nivaliany hoe: "Vôzakanô." \v 3 Nagnomia fempangana maro manohitra an'i Jesosy zareo lohan'ny mpisorogna.