bzc_mrk_text_reg/14/71.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 71 Fa nanomboka nagnozon-tegna sy nifanta izy, nagnano hoe: "Tsy fantako izany lilahy zakendreo izany." \v 72 Ary niaraka tamin'izany de nagneno ampagnondroiny ny akoho. Ary avy teo de natsiaro ny zakan'i Jesosy taminanjy i Petera hoe: "Raha mbola tsy magneno ampagnondroiny ny akoho de handà Anay in-telo anô," De nalaelo mafy izy sady nitomagny.