bzc_mrk_text_reg/14/66.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 66 Ary raha takeo ambany takeo an-kianja i Petera, de nagnatogna ananjy ny reka taminjareo mpanompon'ny mpisorognabe. \v 67 Nahita an'i Petera nitsangana namindro teo amin'ny afo izy, de nodinihiny akeky. De hoy izy taminanjy hoe: "Anô koa niaraka tamin'i Jesosy ilay Nazareana." \v 68 Fa izy nandà izany, nagnano hoe: "Tsy fantako sady tsy azoko izegny zakenô." Avy takeo de dila niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: Ireo fandiakana sasagny de magnampy hoe: "De nagneno ny akoho," fa ireo fandikana taloha tegna tsara de tsy magnatô an'io teny io.]