bzc_mrk_text_reg/14/47.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 47 Fa nisy reka taminjreo nitsangana takeo namoaka ny sabatrananjy ary namango ny mpanompon'ny mpisorognabe ka nangala ny tadigniny. \v 48 Hoy Jesosy taminjareo hoe: "Tonga hisambotra Anay, kara hisambotra dahalo, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy va andreo? \v 49 Taminay takeo amindreo isan'andro sady nampianatra takeo amin'ny fengonana, tsy nisamborindreo fa natô izô mba hahatanteraka ny Soratra Masina." \v 50 De niala Taminanjy aby zareo jiaby izegny niaraka tamin'i Jesosy ary nivony.