bzc_mrk_text_reg/14/40.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 40 Nierigna ndreka Izy de nahita anjareo nandry, fa reraky ny torimaso ny masonjareo ary tsy fantanjareo izegny nizakena taminanjy. \v 41 Nagnatona fagnontelony Izy ka nizaka anjareo hoe: "Mbola mandry sy melignina fogna va andreo? Ampy izegny! Efa tonga ny fotoana. Antegno ny Zanak'Olona navadika mba hamiana akeo an-tagnan' ny mpanota. \v 42 Mitsangana; andô inga ansena. Antegno, fa efa marivo ilay hamadika Anay."